![](https://midi-madagasikara.mg/wp-content/uploads/2023/10/image1.jpg)
Ramatoa RAZAFINDRALAMBO Ramy no tsara vintana nahazo ny loka goavana « Moto » tamin’ny fisarihana natao ny 17 Oktobra 2023 tamin’ny Tombola Petrabola nataon’ny CECAM nandritra ny volana Jolay – Aogositra – Septambra 2023.
Ny Alatsinainy 23 Oktobra 2023 no nanolorana azy tamin’ny fomba ofisialy ny « Moto » tetsy Andohatapenaka, foiben’ny CECAM.
Arahabaina izy ary isaorana hatrany manohy ny fiaraha-miasa miaraka amin’ny CECAM.
![](https://midi-madagasikara.mg/wp-content/uploads/2023/10/image3-1.png)
Hoy ny nambarany :« Azo antoka ny petrabola atao ao amin’ny CECAM, sady ambony ny zanabola, mahafapo koa ny fandraisan’ny mpiasa, koa manasa antsika hiditra ho mpikambana sy hanao petrabola ».
![](https://midi-madagasikara.mg/wp-content/uploads/2023/10/image2-1024x842.png)
Partenariat rémunéré