- Publicité -
lundi, mai 12, 2025
AccueilFaits-DiversTrafikan-tsokatra : Olona dimy nosamborina

Trafikan-tsokatra : Olona dimy nosamborina

Olona dimy voasambotra tetsy Antaninarenina. Sokatra « radiata » telo valizy no saika haondran’izy ireo, raha araka ny fanazavana azo tamin’ny Alliance Voahary Gasy (AVG). Ny zandary no nanatontosa ny fisamborana sy ny fanadihadiana ary ny AVG izay ao anatin’ny projet Alarm, miaraka amin’ny vovonan’ny firaisamonim-pirenena maro (Egale Network, Turtle Survival, Durrell) no niray ombon’antoka tamin’ny fanomezam-baovao. Izy ireo ihany koa no hanara-maso akaiky ny fivoaran’ny fanadihadiana.

D.R

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici