WordPress database error: [Disk full (/tmp/#sql-temptable-3cb-fa4e4-20e50.MAI); waiting for someone to free some space... (errno: 28 "No space left on device")]
SHOW FULL COLUMNS FROM `db_options`

Erreur de la base de données WordPress : [Disk full (/tmp/#sql-temptable-3cb-fa4e4-20e51.MAI); waiting for someone to free some space... (errno: 28 "No space left on device")]
SHOW FULL COLUMNS FROM `db_options`

Trafikana basy tany Toamasina : Nalefa vonjimaika any am-ponja ilay vehivavy -
- Publicité -
vendredi, mai 16, 2025

Erreur de la base de données WordPress : [Disk full (/tmp/#sql-temptable-3cb-fa4e4-20e54.MAI); waiting for someone to free some space... (errno: 28 "No space left on device")]
SHOW FULL COLUMNS FROM `db_postmeta`

AccueilFaits-DiversTrafikana basy tany Toamasina : Nalefa vonjimaika any am-ponja ilay vehivavy

Trafikana basy tany Toamasina : Nalefa vonjimaika any am-ponja ilay vehivavy

Omaly no niatrika ny mpitsara mpanao famotorana ny olona efatra voarohirohy tamin’ny fahatratrarana basy sy bala marobe tany Toamasina, tamin’ny faramparan’ny volana may lasa teo. Fantatra taorian’izany fa nalefa any am-ponja vonjimaika ilay vehivavy. Ilay zandary vadiny kosa nahazo fahafahana vonjimaika. Sahala amin’izany koa ireo olona roa hafa, izay tsy iza fa ny ray aman-drenin’ilay mpitandro filaminana ihany. Matevina dia matevina ny antontan-taratasy mikasika ity raharaha ity. Roa loha ny vesatra iampangana an’ireo olona ireo: fampidirana basy an-tsokosoko sy fanohintohinanana ny filaminam-bahoaka. Tamin’ny fanadihadiana natao azy dia voalaza fa nanda ny fiampanganana azy hatrany ilay vehivavy. Tratra natao tanaty fiara nohafarana avy any Belgique ireo fitaovam-piadiana ireo. Nahazo vaovao anefa ny mpitandro filaminana mikasika izany. Rehefa nojerena dia voamarina ny fisiany. Natao ny fikarohana an’ilay ramtoa ka taty Antananarivo izy no tratra. Nosamborina ihany koa ny vadiny. Amin’izao fotoana izao dia voalazan’ny vaovao fa mbola misy olona hafa karohina.

r.s.

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

Erreur de la base de données WordPress : [Disk full (/tmp/#sql-temptable-3cb-fa4e4-20e56.MAI); waiting for someone to free some space... (errno: 28 "No space left on device")]
SHOW FULL COLUMNS FROM `db_options`