- Publicité -
vendredi, juin 6, 2025
AccueilFaits-DiversTratra ny fiara nakana an-keriny an’i Moustafa Hiridjee : Nahazo fahafahana...

Tratra ny fiara nakana an-keriny an’i Moustafa Hiridjee : Nahazo fahafahana vonjimaika ny tompony

Araka ny vaovao mari-pototra amin’ny mpitandro ny filaminana dia efa tratra ilay fiara nitondra an’ireo mpaka an-keriny an’i Moustafa Hiridjee, ilay tale jeneralin’ny orinasa Viseo, izay efa votsotra ny Alahady lasa teo. Fantatra ihany koa ny tompony ary efa natolotra ny fampanoavana omaly  ka nahazo fahafahana vonjimaika. Midika izany fa mitohy hatrany ny fikarohana ny tompon’antoka tamin’iny raharaha iny na dia efa navotsotr’ireo mpaka an-keriny aza ity mpandraharaha Karana ity.

T.M.

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici