- Publicité -
dimanche, juillet 13, 2025
AccueilEconomieSambo "Mercy Ships" : Tsy mbola misy ny fisoratana anarana

Sambo « Mercy Ships » : Tsy mbola misy ny fisoratana anarana

Tsy hain’ny olona izay marary mila fitsaboana eo anivon’ny sambo mpitsabo iraisam-pirenena “Mercy Chips”, ireo olona mitady izany fitsaboana izany. 19 andro aty aoriana fahatongavan’ilay sambo mpitsabo, dia tsy mbola manomboka foana ny fisoratana anarana eo anivon’ny hopitaly manarampenitra amin’ny fitsaboana sy fandidiana ireo marary. Tsy fantatra ny antony fa ny fantatra amin’izao dia mbola tsy nataon’ny fanjakana Sonia ny asa ataon’izy ireo eto amintsika, ka mampanontany tena ny olona marary, fa tsy laharam-pahamehana indray ve?. Vokatra izany dia nanao fitsidihana ity sambo ity ny minisitry ny mponina sy ireo ekipan’ny governoran’I Toamasina Atsinanana. Tsy nisy hevitra amin’ny fisokafan’ny fisoratana anarana no nambara, fa mbola miandry izany izay mbola tsy fantatra ny fe-potoana amin’izany.

Malala Didier

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici