- Publicité -
jeudi, mai 8, 2025
AccueilFaits-DiversVAKINANKARATRA : Tantsaha miisa 60 nahazo tohana avy tamin’ny Profilait Plus

VAKINANKARATRA : Tantsaha miisa 60 nahazo tohana avy tamin’ny Profilait Plus

Tantsaha mpamokatra ronono voahofana ho mpanentana miisa 60 eto Vakinakaratra no nahazo fanampiana ara pitaovana toy ny bisikileta, finday amin’ilay hika farany, fandrefesana omby, Fitsapana hafanana, Calendrier circulaire, fanamiana sy ny maro hafa. Ny fandaharan’asa AFafi Centre izay vatsian’ny vondrona Aeropeanina vola no vy sy angady nahitana izao fanomezana izao. Ny Profilait Plus no tompomarika tamin’ny hetsika ity. 

Marihina fa ireo mpanentana miisa 60 ireo dia avy tamin’ny distrika efatra, tao Betafo sy Faratsiho ary Antsisrabe voalohany sy faharoa.

Natao teo amin’ny tokotanin’ny faritra ity hetsika ity ny zoma 2 Mai 2025 lasa teo.

Andry N. 

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici