- Publicité -
mardi, décembre 23, 2025
AccueilFaits-DiversVaky fasana : Razana 80 indray najifa

Vaky fasana : Razana 80 indray najifa

Razana miisa 80 izay tao anatiny indray nalain’ny olon-dratsy tao, tsy nisy namelany. Ny alin’ny alakamisy teo no heverina fa nanatontosan’ireo ny asaratsiny. Olona sendra nandalo no nahatsikaritra fa mivoha ny varavaram-pasana. Tsy nisy tavela intsony tao anatiny tao, foana tanteraka…

D.R

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser