- Publicité SW45 -
samedi, avril 20, 2024
AccueilFaits-DiversVangaindrano : Dahalo roa maty nifanehitra tamin’ny zandary

Vangaindrano : Dahalo roa maty nifanehitra tamin’ny zandary

Ny alatsinainy vao maraina teo tao Bevata raha iny hody avy nanao fisafoana iny ireto zandary no nifanehitra tamin’ny dahalo izay tsy fantatra marina ny isany ; vao hiditra ny tanàna izy ireo tamin’izany. Raha vao nahita azy ireo avy lavitra ireto malaso dia nanapoaka basy avy hatrany, taitra ireto zandary moa ny andro rahateo koa somary mbola maizina ka niharotena taminy alalan’ny tifitra ihany koa.Lavon’ny bala tamin’izany  ny dahalo misa roa ary efa eo ampanaovana fanadihadiana ny zandary  ao Bevata amin’izao amin’ny fitadiavana izay mety mbola ho namany miriorio any ambadika any.

ALEM

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser