- Publicité SW45 -
dimanche, septembre 8, 2024
AccueilFaits-DiversVangaindrano : Olona roa maty vokatry ny ady an-tsena

Vangaindrano : Olona roa maty vokatry ny ady an-tsena

Mihamaro ny savorivoro ateraky ny fahasarotam-piainana. Nisy ny fifandonana teo amin’ andian’olona roa samy hafa noho ny disadisa teo amin’ny mpiray monina tany Ambatolava, distrikan’i Vangaindrano ny talata lasa teo . Nifamono sy nifamely ireto farany ka niafara tamin’ny faharatrana sy famoizana ain’olona mihitsy izany. Vokany, olona telo no naratra mafy tamin’io andro io. Araka ny fantatra dia iray andro taorian’izay no nindaosin’ny fahafatesana ny iray tamin’ireo naratra vokatry ny kapoka mafy nahazo azy. Efa eo an-dalam-pitsaboana ireo roa hafa naratra ary fantatra fa efa mihatsara ny fahasalamany.

Yv Sam

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
387,795FansJ'aime
7,021SuiveursSuivre
1,030AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici