- Publicité -
jeudi, juillet 3, 2025
AccueilFaits-DiversVangaindrano : Taolam-paty 2 gony, sarona

Vangaindrano : Taolam-paty 2 gony, sarona

Zazalahy kely iray nilalao tsy lavitra alan’akondro no nahita ireto taolam-paty roa gony, afak’omaly, tao Agnalamba Distrikan’i Vangaindrano. Araka ny tati-baovao voaray, dia nametrahan’ny/ireo mpangalatra taolam-paty teo ambonin’ireo gony. Nihevitra ilay zaza, fa akondro ny ao anaty gony, ka rehefa nosavainy dia taolam-paty taolan-dava marobe no tao. Nampandre haingana ny olona teo an-tanàna sady nitantara ny zavatra hitany izy. Taorian’izay no niantso ny mpitandro filaminana ny Sefo Fokontany.

Eric Manitrisa

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici