- Publicité SW45 -
samedi, juillet 6, 2024
- Publicité -
AccueilFaits-DiversVarotra porno : Mirongatra amin’ny facebook

Varotra porno : Mirongatra amin’ny facebook

Isaky ny mijerijery kely eo amin’ny finday ny mpampiasa tambajotra dia mahita ilay tolotra hafahafa. Milaza ho manana sarimihetsika an’ny artista malagasy maro ary manao fihetsika mamoafady na manao firaisana. Hatreto dia tsy misy fanenjehana an’izany na dia isan’ny andininy mafonja ao anatin’ny lalàna momba ny heloka amin’ny tranonkala na internet (cybercriminalité) aza izany. Mazava hoazy fa olona miafina amin’ny kaonty sandoka no manao ny varotra ary mety ho miendrika fisolokiana koa izany indraindray. Na izany na tsy izany dia mila fandraisana fepetra ny toe-javatra toa izao satria maro ny mety ho eo roboka ao anatiny. Etsy ankilan’izany, manimba ny haja amam-boninahitry ny olona maro izany, indrindra ireo olo-malaza izay mifandimby ataon’ireo olon-dratsy eo ny sariny mba hanaovana dokam-barotra.

D.R

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
387,795FansJ'aime
7,021SuiveursSuivre
1,030AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

1 COMMENTAIRE

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici