- Publicité -
mercredi, juillet 9, 2025
AccueilFaits-DiversVohibato-Matsiatra Ambony : Fatin-dehilahy lanin’ny biby tsy misy nahafantarana azy

Vohibato-Matsiatra Ambony : Fatin-dehilahy lanin’ny biby tsy misy nahafantarana azy

Nitrangana javatra mampalahelo tao  Andranovorivato, distrikan’i Vohibato, faritra Matsiatra Ambony, ny alahady maraina teo. Lehilahy sahabo ho efapolo taona eo ho eo no hita faty tao anatin’ny kirihitra. Lanin’ny biby ny nofon-dranjony iray manontolo teo amin’ny tongony roa. Torak’izany koa, ny ilan’ny tanana havanana ary miendaka ny hodi-dohany, tsy misy volo intsony. Tonga nijery sy nanadihady ny zava-nisy teny an-toerana ireo manampahefana.

Anastase

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici