- Publicité -
vendredi, juillet 11, 2025
AccueilFaits-DiversVonoan'olona : Maty nokendainy ny vadiny

Vonoan’olona : Maty nokendainy ny vadiny

Tamin’ny « cache-nez » no nanakendany ny vadiny. Tovolahy iray 22 taona no tompon’antoka tamin’ity vonoan’olona ity. Raha araka ny tatitry ny polisy dia 20 taona ilay ramatoa izay namoy ny ainy. « Fifamaliana teo amin’izy mivady no niafara tamin’izao fahafetasana izao. Noraisin’ny Polisy tao amn’ny trano fonenan’izy ireo ity tovolahy ity, ka nentina namonjy ny birao avy hatrany. Fantatra tao anatin’ny fanadiadihana fa nokendahiny tamin’ny « cache-nez » ny tendan’ity andefimandriny ity ka izay no nitarika ny fahafatesany. Efa niaiky ity farany fa namono nahafaty ny vadiny », raha araka ny fanazavan’ny polisy hatrany. Anio no atolotra ny fampanoavana ny raharaha.

D.R

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici