- Publicité -
dimanche, juillet 27, 2025
- Publicité -
AccueilFaits-DiversVonoan’olona : Polisy MD eny Tsiafahy

Vonoan’olona : Polisy MD eny Tsiafahy

Ny harivan’ny alarobia teo no nivoaka ny didy famonjàna vonjimaika azy. Izy io dia ilay polisy izay nahafaty olona teny amin’ny 67ha rehefa tao anatin’ny fisotroana niaraka. Nitory ny havan’ny maty ary nosamborina izy. Nohadihadiana ary nandritra ny « garde à vue » dia mbola nitsoaka ihany, saingy voasambotra teny Ambatofotsy. Tsimatimanota no niantsoan’ny mpampiasa tambajotra sosialy azy noho izy malaza ratsy manampatra fahefana sy mikasi-tànana olona. Lesona tsara ny toa izao ho an’ny mpitandro ny filaminana sasany mpihoa-pefy : tena mitadidy ny olona ary manara-maso…

D.R

- Publicité -
Suivez nous
414,384FansJ'aime
12,533SuiveursSuivre
1,820AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici