- Publicité SW45 -
samedi, avril 27, 2024
AccueilFaits-DiversVontovorona : Nipoaka ny Gaz, nirehitra ny trano

Vontovorona : Nipoaka ny Gaz, nirehitra ny trano

Nipoaka ny fatana gaz tao amin’ny rihan’ny bloc 20 teny amin’ny fonenan’ny mpianatar teny Vontovorona ka nahamay ny trano. Soa fa tafavoaka daholo ny entana ary tsy nisy ny naratra na namoy ny ainy. Nampandrenesina ihany koa ny mpamonjy voina avy eny Tsaralalana ka tonga teny an-toerana 20 minitra taorian’ny niatombohan’ny afo.  Isan’ny nanampy ireo niharamboina ihany koa ny zandary teny an-toerana. Voalaza fa nananosarotra ihany ny fiantsoana ny mpamonjy voina noho ny antso marobe noraisin’izy ireo tamin’izao faran’ny taona izao.

A.R.

- Publicité Google Ads -
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser