- Publicité -
mercredi, juillet 2, 2025
AccueilFaits-DiversZandarimaria : 45 taona no nitondran’ny Malagasy azy

Zandarimaria : 45 taona no nitondran’ny Malagasy azy

Omaly no nankalazaina ny fetin’ny faha-45 taona nitondran’ny Malagasy ny zandarimariam-pirenena. Ny kolonely Richard Ratsimandrava no Malagasy lehibeny voalohany, raha araka ny tantara. Ankoatra ny kabary nifanesy izay nifandimbiasan’ny manam-pahefana, isan’izany ny komandin’ny zandarimariam-pirenena, dia nisy ihany koa ny fampisehoana fahaiza-manao nataon’ny zandary manam-pahaizana manokana amin’ny fidirana an-tsehatra momba ny ady amin’ny jiolahy. Nahaliana ny maro izany hetsika izany ary nahavelom-bolo hoe mbola misy mpiaro ny mpiray monina. Nisy ihany koa ny dinik’asa mahakasika ny fitandroana ny filaminana eto amin’ny nosy.

D.R

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser