- Publicité SW45 -
samedi, juillet 27, 2024
AccueilFaits-DiversZandarimaria : Notsidihan’ny mpianatry ny Md Misely

Zandarimaria : Notsidihan’ny mpianatry ny Md Misely

Ny 13 martsa lasa teo ny mpianatra avy ao amin’ny taona fahatelo na (classe de 3éme) avy ao amin’ny Collége St Michel no nanao fitsidihana tobin’ny zandary teto Andrenivohitra. Anisan’ny naseho tamin’izany ny fanaovana fampisehoana ny “maintien de l’ordre’ intervention professionnelle, intervention special” ary ny alika mpitsongo dia , ka nofaranana tamin’ny fampisehoana ny teknikan’ny filatsahana amin’ny elonaina.

Nampandraisana anjara mivantana tamin’ny fandraisana basy sy fitifirana ihany koa ireo mpianatra ireo.

Mbola nitohy tany amin’ny fampisehoana fanaovana famotorana sy asa fanenjehana dahalo izany ary ny fanaovana “police de la route”, ary nofaranana tamin’ny fivoaran’ny teknolojia ampiasain’ny zandary amin’ny fanaovana “portrait robot sy ny kojakoja ara-solosaina ampiasaina eo anivin’ny Toby Ratsimandrava.

ALEM

- Publicité -
- Publicité Google Ads -
Suivez nous
387,795FansJ'aime
7,021SuiveursSuivre
1,030AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser