- Publicité -
samedi, septembre 13, 2025
- Publicité -
AccueilFaits-DiversZandarimariam-pierenena : Mpianatra ho mpitsara 35 hanaraka fiofanana

Zandarimariam-pierenena : Mpianatra ho mpitsara 35 hanaraka fiofanana

Nanomboka omaly 09 novambra 2015, ny fiofanana ataon’ireo mpianatra ho mpitsara avy ao amin’ny ENMG misy 35. Eo anivon’ny zandarimariam-pirenena no anatanterahana ny fiofanana ; izay efa hatramin’ny taona lasa no nisiany. Fantatra mantsy fa, raha ny lafiny asa no jerena, dia mpiara-miasa akaiky ny roa tonta. Zava-dehibe ho an’ny mpiofana ny mijery ifotony ny momba ny famotorana sy ny fikarohana ny olon-dratsy ataon’ny mpitandro filaminana. Ao ihany koa ireo Tobim-paritry ny zandarimaria eto Andrenivohitra sy ny « section de recherche criminelle ». Ny fiofanana eo anivon’ny « direction de la police judiciaire » ao amin’ny toby Ratsimandrava sy ny « groupement de la GN » Analamanga, dia anisany voalohan-draharahan’izy ireo. Maharitra herinandro ny fiofanana, ary fantatra fa amin’ny zoma ho avy izao no hifarana.

Narindra (Stagiaire)

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici