- Publicité -
vendredi, juillet 18, 2025
AccueilFaits-DiversZaza Sampona : Eo amin’ny foitrany ny filahiany, telo andro dia maty

Zaza Sampona : Eo amin’ny foitrany ny filahiany, telo andro dia maty

Teraka telo andro dia namoy ny ainy ity zazalahy kely iray vao teraka (sampona) ny alahady teo, tany amin’ny kaominina ambanivohitry Tsianisiha, distrikan’i Toliara II. Eo amin’ny foitrany no misy ny filahiany ka tsy afaka nivalan-drano izy. Na ny renin-jaza nampiteraka aza nitsoaka noho ny tahotra, satria ozona hono ity zaza ity (fomban-tany), hoy ny vaovao voaray. Raha ny angom-baovao hatrany, dia zaza fahadimy zanak’ireto mpivady mpamboly hasy ity zaza sampona maty ka nalevina ny talata teo ity, rehefa vita ny fombafomba rehetra. Milaza ny tsy hiteraka intsony izy mivady !

Manitrisa

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser