- Publicité -
lundi, juin 2, 2025
AccueilFaits-DiversSakaraha : Vehivavy marary saina naolana, voasisika voro-damba ny fivaviany

Sakaraha : Vehivavy marary saina naolana, voasisika voro-damba ny fivaviany

Noho ny filan-dratsy mamoehatra amin’ny fahafinaretana ara-nofo, dia efa lasa mihabiby ny olona ankehitriny. Vehivavy iray manodidina ny 40 taona eo, voalaza fa marary saina, no hitan’ny olona niampatra vao maraim-be, tokony ho tamin’ny 5 ora sy sasany, teo amoron-dalana naratra mafy tsy nahatsiaro tena, omaly, tao Sakaraha. Araka ny tati-baovao voaray, dia naolana sady nodarohana ho faty ity ramatoa adala mirenireny ity, ary nosisihan’ny tsy mataho-tody voro-damba ny fivaviany. Rehefa noheverin’ny nanolana sy namono azy fa maty ity vehivavy ity, dia natsipiny tao anaty lavaka.

Eric Manitrisa

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici