- Publicité -
mardi, octobre 27, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversLalan'Antananarivo : Potika tanteraka ary mitera-doza

Lalan’Antananarivo : Potika tanteraka ary mitera-doza

Lozam-pifamoivoizana, fitohanana ary fahasimbàn’ny fiara lavareny. Izay no ateraky ny fahasimbàn’ny lalana eto an-drenivohitra izay tena tsy mendrika ny maha-renivohitra intsony an’Antananarivo. Feno lavaka izay aleha ary na ireo izay vao vita tsy ela akory aza dia efa potika indray. Hatreto dia tsy hita mivaingana ilay hoe hanararaotra ny fihibohana mba hanamboaran­dàlana. Betsaka ny fiara izay latsaka ao anaty lavaka ary taraiky ao. Misy koa ny mpitaingina moto no miala lavaka ary voahitsiky ny fiara ka maty. Loza manambana ity fahapotehan’ny làlana ity kanefa jerem-potsiny hatreto.

nangonin’i D.R

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici