- Publicité -
mardi, juillet 1, 2025
AccueilFaits-DiversLalam-baovao Tsarasaotra : Olona valo izay no matin'ny lozam-pifamoivoizana teo

Lalam-baovao Tsarasaotra : Olona valo izay no matin’ny lozam-pifamoivoizana teo

Olona telo sahady izay no matin’ny lozam-pifamoivoizana teo amin’ny lalam-baovao Tsarasaotra hatramin’ny niandohan’ny taona ary samy tamin’ity volana febroary ity avokoa izany. Tamin’ny taon-dasa indray dia nahatratra dimy ny namoy ny ainy teo. Nisy avy hatrany ny fivoriana teo anivon’ny ministeran’ny fitaterana ary nahafahana namoaka fepetra roa izany. Voalohany dia ny famerana ny fandehanan’ny fiara sy ny kodiaran-droa tsy hihoatra ny hafainganam-pandeha 60km/h. Etsy andanin’izay dia tsy azon’ny sarety andehanana intsony ny lalam-baovao Tsarasaotra.

D.R

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici