- Publicité -
mardi, septembre 8, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversMaevatanána : Fikaonan-doham-paritra ho an'ny fanajariana ny tany sy ny Raharahan-tany

Maevatanána : Fikaonan-doham-paritra ho an’ny fanajariana ny tany sy ny Raharahan-tany

Nosokafana tamin’ny fomba Ofisialy androany ny fokaonan-doham-paritra ho an’ny fanajariana ny tany sy ny Raharahan-tany aty amin’ny faritra Betsiboka. Tao amin’ny efitranom-pivorianan’ny kaominina Maevatanàna ambonivohitra no nanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny atrik’asa mikasika ny fokaonan-doham-paritra ho an’ny fanajariana ny tany sy ny Raharahan-tany aty amin’ny faritra Betsiboka ny Alakamisy maraina faha 23 Aprily taona 2026 teo, tokony tamin’ny 08 ora tany ho any, izay natrehan’ireo tompon’andraikitra maro isan-tsokajiny sy ny olom-pirenena. Hotanterahana mandritra ny roa andro eo moa ity atrik’asa fakan-kevitra avy amin’ny olona tsirairay ity mba ho tombontsoan’ny vahoaka Malagasy amin’ny alalan’ny fanam-pankevitra raisina, mialohan’ny fandravonana izany.

Ratantely

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici