- Publicité -
mardi, octobre 27, 2026
- Publicité -
AccueilRégionsTsaramasoandro-Maevatanàna : Nanolotra fanampiana ho an’ireo niharam-boina noho ny hain-trano ny KFIM Betsiboka

Tsaramasoandro-Maevatanàna : Nanolotra fanampiana ho an’ireo niharam-boina noho ny hain-trano ny KFIM Betsiboka

Taorian’ny hain-trano nahatsiravina niseho tao amin’ny fokontany Tsaramasoandro, any amin’ny Kaominina ambanivohitra Ambalajanakomby, distrikan’i Maevatanàna ny roa herinandro lasa izay, dia nidina ifotony tany an-toerana ireo olom-belona mandrafitra ny biraon’ny KFIM Betsiboka ny Zoma faha 24 Oktobra taona 2026 teo iny.Tsy nitazam-potsiny, fa nanome izay tsirambin’ny tanana sy nanao vonjy rano vaky, nanolotra vary 10 kitapo ho fanampiana sy fanohanana ireo niharam-boina ny ekipa avy ao amin’ny Komity Fanorenana Ifotony an’i Madagasikara. Izany dia fanomezana avy amin’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, tamin’ny alalan’ny DAS na: ( Direction des Affaires sociales ).

Ratantely

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici