- Publicité -
lundi, juin 2, 2025

Tapatapany

# Tsy voatana intsony ny fitsaram-bahoaka. Angatahin’ny olona koa izao ny hanaovana fitsaram-bahoaka ny lehilahy roa izay sisam-paty, rehefa voasambotry ny fokonolona taorian’ny halatra jirofo izay nataony. Telo lahy izy ireo ka ny iray maty tsy tra-drano raha mba tonga teny amin’ny mpitandro ny  filaminana kosa ny roa hafa. Ao Maninory-Analanjirofo no isehoan’izany ary efa mihetsiketsika ny vahoaka ny hamoahana ireo olona mba hovonoina, raha araka ny vaovao nampitaina taminay.

D.R

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici