- Publicité -
mardi, septembre 8, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversAmbalavao : Dahalo telo sy mpanara-dia iray maty voatifitra, omby miisa 10...

Ambalavao : Dahalo telo sy mpanara-dia iray maty voatifitra, omby miisa 10 tafaverina amin’ny tompony

Taorian’ny fifandonana nahery vaika nisy teo amin’ireo andian-dahalo avy nangalatra omby tao an-tanànan’ i Kirano, any amin’ny distrikan’ Ambalavao Tsienimparihy, faritra Matsiatra Ambony, sy ny mpitandro filaminana nampian’ireo fokonolona, dia malaso telo no maty voatifitra, afak’ omaly. Lehilahy iray mpanara-dia kosa no namoy ny ainy voatifitr’ireo dahalo ary tapa-tanana mihitsy ity raim-pianakaviana mbola tanora ity. Basy iray nentin’ireo dahalo no sarona tamin’ny malaso maty. Raha ny loharanom-baovao voaray dia tafaverina soa aman-tsara amin’ny tompony ny omby folo nangalarin’ny dahalo.

Eric Manitrisa

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici