- Publicité -
mardi, juin 17, 2025
AccueilFaits-DiversAmbatolampy : Nananton-tena tao anaty « violon » ilay lehilahy namono ny...

Ambatolampy : Nananton-tena tao anaty « violon » ilay lehilahy namono ny rahalahiny

Lehilahy iray voatazona tao amin’ny « violon » no hita maty nihantona tao anaty « violon » ny sabotsy maraina teo, tao Ambatolampy. Araka ny loharanom-baobao, dia mpitandro filaminana niditra tao amin’ity toerana ity io maraina io no nahita ity olona ity nihantona tamin’ny akanjony ihany teo amin’ny makarakara vy, varavavankelin’ity «  violon » ity. Fantatra moa, fa famonoana ny rahalahiny tamin’ny tsatok’antsy no antony hanenjehana ity lehilahy ity. Nitsoaka izy taorian’io heloka io ka izao voasambotra izao.

T.M.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici