- Publicité -
AccueilFaits-DiversAmbohibao Avaradrano : Tovolahy maty voadonan’ny fiara, nandositra ny mpamily.

Ambohibao Avaradrano : Tovolahy maty voadonan’ny fiara, nandositra ny mpamily.

Ny faran’ny herinandro lasa teo, tovolahy iray Manodidina ny 18 taona eo ho eo no hita faty teny am-povoan’arabe, teny amin’iny faritra Ambohibao Avaradrano iny. Raha ny fanazavana azo, dia voadonan’ny fiara ity tovolahy ity ary naratra mafy. Tsy nijanona anefa io fiara nandona io fa lasa nitsoaka avy hatrany, namela ilay naratra teo am-povoan’arabe. Ireto nahita no avy hatrany dia namonjy, saingy, namoy ny ainy teo no ho eo ity tovolahy ity. Efa eny am-pelan-tanan’ireo mpitandro filaminana ny raharaha, ary efa mandeha ny famotorana hikarohana ilay mpamily nahavanon-doza

nangonin’I m.L

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
355,680FansAimer
2,515AbonnésSuivre
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UNE RÉPONSE

Veuillez saisir votre commentaire !
Veuillez entrer votre nom ici