vendredi, mai 23, 2025
AccueilFaits-DiversAmbohimanambola : Nahazo P.A Antanetibe

Ambohimanambola : Nahazo P.A Antanetibe

« Poste Avancé » vaovao izay mipetraka eo amin’ny fokontanin’Antanetibe no notokanana ny herinandro lasa teo. Sady tsara ny trano no arifomba. Misy hatramin’ny « wifi ». kihon-dàlana izay mampisaraka an’Ambohimalaza, Anjeva ary Ambohimanambola io toerana io ary tena stratejika tsara amin’ny ady amin’ny olon-dratsy. Ny fiaraha-miasan’ny zandary tamin’ny sehatra tsy miankina no nahavitàna ilay fotodrafitasa. Tsiahivina fa eo ambany fifehezan’ny zandary Ambohimalaza io P.A io.

D.R 

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici