- Publicité -
mercredi, mai 21, 2025
AccueilFaits-DiversAmbohimanarina : Trano fisakafoana, kilan’ny afo

Ambohimanarina : Trano fisakafoana, kilan’ny afo

Omaly hariva tokony ho tamin’ny 4 ora teo no nitranga ity loza ity, teny amin’iny faritra Ambohimanarina iny.Trano fisakafoana iray no nirehitra , kilan’ny afo.Vokany may avokoa ireo entana rehetra tao anatin’ity trano ity. Ny loharanom-baovao hatrany no nahafantarana fa “court circuit “ no niteraka ity loza ity. Araka ny vaovao voaray dia ny lafaoro no tratran’ny afo ka nidedaka namonjy ny entana hafa izay teo  akaiky.Taitra avy hatrany ny tompon’ity trano fisakafoana ity ka niantso vonjy , tonga haingana kosa ireo mpamonjy voina ka vetivety dia maty ny afo rehetra. Efa tsy nisy mpisakafo intsony moa tao anatin’ity trano ity  nandritra io loza io.Tsy nisy kosa ny aina nafoy na ny olona naratra fa ireo entana kosa no kila.

FINARITRA RAKOTO (Stagiaire)

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici