- Publicité -
mercredi, juin 25, 2025
AccueilFaits-DiversAmbohimangakely : Mpivarotra finday ny antoandro, manafika ny alina

Ambohimangakely : Mpivarotra finday ny antoandro, manafika ny alina

Karohina ilay lehilahy ankehitriny ary namoahan’ny fampanoavana didy fampisamborana. Tovolahy 25 taona izay betsaka mpahafantatra noho izy mifanerasera aman’olona avy amin’ny varotra finday antsisin-dàlana. Fanafenana ny asaratsy ihany anefa izany satria ao ambadik’izany dia tompon’ny fanendahana sy ny fanafihana mitam-piadiana ny lehilahy. Rehefa nivoaka ny filazàna fikarohana nataon’ny zandary dia vao mainka betsaka ny nanamafy fa efa niharan’ny fanendahana na asaratsy hafa nataony.

D.R

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici