- Publicité -
vendredi, septembre 11, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversAmbohitsoa : Taxi-be niafara tany amin'ny hatsana

Ambohitsoa : Taxi-be niafara tany amin’ny hatsana

Nohitsin’ilay fiara nifanena taminy ity taxi-be zotra 139 ity. Niala izany izy ary tafavoaka ny làlana ary nifatratra tany anaty hantsana sy ny tambohon’olona. Tsy nisy ny naratra raha araka ny fanazavan’ny polisy izay nandrindra ny fifamoivoizana. Ny nampalahelo tao anatin’izany dia ny tsy nijanonan’ilay fiara izay heverina fa tomponandraikitra. Azo lazaina ho nitsoaka izany ary nitsoaka andraikitra koa.

D.R

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici