- Publicité -
jeudi, septembre 3, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversAmpitatafika : Lozam-piarakodia, 3 no maty, maro ny naratra

Ampitatafika : Lozam-piarakodia, 3 no maty, maro ny naratra

Ny talata teo tokony ho tamin’ny 9 ora maraina no nitrangan’ity lozam-piarakodia ity teny amin’iny faritra Ampitatafika Ambodiafotsy iny. Vokany 3 no maty ary naratra avokoa ny rehetra tao anaty ny fiara. Araka ny vaovao voaray dia fiara roa nifandona mafy no niteraka izao loza mahatsiravina izao , teo ihany koa ny fandehanana izay diso mafy loatra nataon’ny mpamily. Ny loharanom-baovao hatrany no nahafantarana fa efa manohy ny fitsaboana eny anivon’ny hopitaly Hjra kosa  ireo rehetra naratra, ireo namoy ny ainy dia efa samy nohentina teny amin’ny fasan-drazany .

FINARITRA. RAKOTO(Stagiaire)

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici