- Publicité SW45 -
dimanche, juin 2, 2024
- Publicité -
AccueilFaits-DiversAndavamamba - Trano may : zaza telo maty

Andavamamba – Trano may : zaza telo maty

Efa-taona, enin-taona ary 12 taona. Ireo ny zaza namoy ny ainy noho ny hay trano izay nitranga tetsy Andavamamba ny alin’ny asabotsy teo. Tsy mbola fantatra mazava ny nitarika ny afo izay tsy tàna intsony taorian’ny firehetany, tokony ho tamin’ny 11 ora alina tany. Ny zaza iray no maty tao ihany raha mba nialàna nenina nentina teny anivon’ny toeram-pitsaboana ny roa ambiny. Ireto farany koa dia namoy ny ainy ihany na teo aza ny fiala-nenina natao. Nifarimbona ny mpiray monina tamin’ny famonoana ny afo ary tonga teny an-toerana ihany koa ny mpamonjy voina nanao izay mety saingy efa nahazo bahana be loatra ny afo ka izao nitera-doza nahafaty olona izao.

D.R

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici