- Publicité -
samedi, septembre 12, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversAndraharo. Taxi-be voatafika, lasa ny vola.

Andraharo. Taxi-be voatafika, lasa ny vola.

Omaly tokony ho tamin’ny valo ora alina tany ho any tetsy Andraharo. Taxi-be iray niasa alina no voatafika telolahy nitondra basy. Lasa ny vola « versement » n’ilay taxibe. Voaendaka daholo ihany koa ireo mpandeha rehetra. Nitsoaka moa ireo olon-dratsy raha vao nahavita ny asa ratsiny.

nangonin’i m.L

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici