- Publicité -
samedi, mai 17, 2025
AccueilFaits-DiversAndranomavo Soalala : Noravan’ny andian-dahalo nitam-basy ny fifidianana

Andranomavo Soalala : Noravan’ny andian-dahalo nitam-basy ny fifidianana

Ny fifidianana mandeha, ny asan-dahalo tsy miato. Notafihan’ny andian-dahalo nitondra fitaovam-piadiana toy ny basy sy zava-maranitra, ny Fokontany Antsirabe, any amin’ny Kaominina ambanivohitra Andranomavo, Distrikan’i Soalala, Faritra Boeny, ny 27 novambra teo. Araka ny fampitam-baovao voaray, dia voatery naato aloha ny fifidianana tao amin’ny birao fandatsaham-bato Antsirabe, fa nanenjika dahalo ny ankamaroan’ny mponina teo an-tanàna niaraka tamin’ireo tompon’andraikitra teo anivon’ity birao fandatsaham-bato ity.

Eric Manitrisa

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici