- Publicité -
lundi, juin 16, 2025
AccueilFaits-DiversAnjanahary : Ramatoa very tadidy tsy hita nanomboka ny alarobia teo

Anjanahary : Ramatoa very tadidy tsy hita nanomboka ny alarobia teo

Ombay mitady RAMANANJANAHARY LALAO

Ramatoa iray 60 taona antsoina hoe Ramananjanahary Lalao Elisie no voalaza fa tsy hita nanomboka ny alarobia 24 oktobra teo rehefa niala tao an-tranony tamin’ny 7 ora maraina. Araka ny filazan’ny fianakaviany dia manana olana eo amin’ny fitadidiana ity Ramatoa ity ka iantsoan’izy ireo fanampiana amin’ny tsara sitrapo ny fikarohana azy. Fotsy fihodirana sy mirefy 1,56m izy. Akanjo ba mainty, tee-shirt mainty, pataloha mainty, ary tennis manga (jean délavé) no nanaovany tamin’izy nialany tao an-trano. Koa miangavy izay rehetra manam-baovao momba azy ny fianakaviany mba hiantso ny telefaonina 034 20 024 12, 034 12 473 24, 034 91 211 67, 034 07 099 59.

T.M.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici