- Publicité -
mardi, juin 17, 2025
AccueilFaits-DiversAnkadindramamy : Adina mpivady niteraka hain-trano

Ankadindramamy : Adina mpivady niteraka hain-trano

Trano misy rihana roa no nirehitra ny alakamisy alina tamin’ny 12.20 ora alina. Mpivady niady noho ny antony tsy fantatra no voalaza fa antony fiavian’ny afo. Nandrehitra zavatra ny anankiray saingy tsy voafehy ny afo ka nandrehitra ny trano iray manontolo. Vokany : kila daholo ny efitra valo ambony ambany niaraka tamin’ny lavarangana sy ny entana vitsivitsy. Tsy nisy kosa ny olona naratra na ny aina nafoy. Ny manodidina kosa no nifanome tànana namoaka ny ankamaroan’ny entana.

Niony H.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici