- Publicité -
mercredi, septembre 17, 2025
AccueilFaits-DiversAnkaditapaka : Fiara kely iray kila hotohoto

Ankaditapaka : Fiara kely iray kila hotohoto

Karaokam-by sisa no navelan’ny afo tamin’ity fiara kely iray marika « ford focus », raha nirehitra tetsy Ankaditapaka, omaly hariva tokony ho tamin’ny fito ora sy sasany tany ho any. Araka ny fantatra, dia pitik’afo nahazo ny fantson-dasantsy no nahatonga ny loza. Tsy nisy kosa ny naratra na ny aina nafoy. Avy nanatitra marary izy io no izao niharan-doza izao.

m.L

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici