- Publicité -
mardi, septembre 29, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversAntalaha : Namono vady dia nananton-tena

Antalaha : Namono vady dia nananton-tena

Voatery niditra an-tsehatra hatramin’ny kartie mobila noho ny fandratrana nataon’ny rangahy iray ny vadiny. Tao amin’ny fokontany iray antsoina hoe Atrimaso no nitrangan’izany ary hatramin’ny Ben’ny tanàna tao an-toerana dia nandre ny zava-nitranga. Io farany rahateo no nanome baiko ny kartie mobila mba handray andraikitra avy hatrany. Rehefa voasambotra ilay rangahy, ny alin’ny talata teo ka handeha haterina eny amin’ny zandary, dia tafatsoaka indray. Tsy hita izay nanjavonany raha tsy efa maraina ny andro. Tokony ho tamin’ny efatra ora maraina tany ho any no hita, saingy efa nihantona tamin’ny tady ny lohany. Nezahina novelomina ihany, saingy tsy tàna intsony ny ainy.

D.R

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici