- Publicité -
dimanche, juin 22, 2025
AccueilFaits-DiversAntsahamaina Famonjena : MITOHY NY RAKI-PISAORANA

Antsahamaina Famonjena : MITOHY NY RAKI-PISAORANA

Toy ny fanaon’ny teraka  avy ao amin’ny FJKM Antsahamaina Famonjena isaky ny voalohan’ny volana,  hanatanteraka ny raki-pisaorana  rahampitso alahady 07 oktobra 2018 ho ireto taranaka ireto : Randrianarivelo Ibaka , Raveloarisoa  Ambatomainty,  Ranomenjanahary Antatabato, Rakotozafy Antatabato,  Rabarison sy Rasoamnandray Antatabato, Razanakolona Jean Louis Antandrokomby, Rakotomazava sy Razanadrasoa Félicité Antatabato ; Rasamisoa Norbert Antatabato,  Rakotoarisoa  Paul Bert sy Rasoanantoandro Antatabato,  Razafimanotrona Emile Ambodivona, Rakotomanga Prosper Ambohipo, Ramanahaka sy Razafindrabodo Carion, Razanamanana Antandrokomby, RamanambahoakaAlarobia, Razafindramanana sy Razanabelo Morarano, Rakotoasimbola Noely  ary Razafintsalamana. Hanomboka amin’ny 9ora30mn ny fanompoam-pivavahana.Misy ireo fahatsiarovanah amidy amin’izany ary  ny fanoratana ao  amin’ny Boky volamena. Hankalaza ny faha 150 taona ity fitandremana ity amin’ny taona 2019.

H.R.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici