- Publicité -
vendredi, juin 20, 2025
AccueilFaits-DiversAntsirabe : Nanao fanazaran-tena hiatrehana korontana ny tafika

Antsirabe : Nanao fanazaran-tena hiatrehana korontana ny tafika

Nandritra ny fanazaran-tena nataon’ny mpitandro filamanana telotonta.

Ankaotra ny fanamafisana ny fitandroana ny filaminana sy fifehezana ny fandriam-pahalemana dia nasongadina  tamin’ny fanazaran-tena nataon’ny mpitandro filaminana ny antsoina hoe “gestion democratique de foule” ka ny FDS fa Force de Défense et de Séruté ) ahitana zandary, miaramalia ary polisy no nananteraka izany tao amin’ny place d’Armes Akademia Miaramila Antsirabe na ACMIL.

Fanazaran-tena efa fanao isan’andro ihany izy ity  saingy niarahana tamin’ny FDS  no nampiavaka azy. Nitaraika ity hetsika ity ny kaomandin’ny Vondron-tobim-pileovan’ny zandarimaria Vakinankaratra ny Kolonely Randriampeno Herivelo Samy.

Tanjon’izao fanarazan-tena  izao ny hanamafisana ny traikefa efa hananan’ireo mpitandro filaminanna ireo ary indrindra ho fanomanana ny sy fiatrehana ny fifidianana izay ho avy.

Andry N.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici