- Publicité -
mardi, juin 24, 2025
AccueilFaits-DiversAntsirabe : Zaza menavava maty nofaohin’ny môtô

Antsirabe : Zaza menavava maty nofaohin’ny môtô

Ontsa tanteraka izay nahita. Ramatoa iray izay nitondra zaza menavava no voafaokan’ny kodiaran-droa omaly tolakandro. Nianjera ilay ramatoa ary naratra mafy. Ilay zaza kosa maty tsy tsa-drano. Teo no nahafantarana fa zaza vao teraka tapa-bolana ilay namoy aina. Tsy reniny ilay nitrotro azy fa havana izay nirahina hitondra ilay zaza. Azo eritreretina avy hatrany ny ratran’ilay reny raha nandre ny zava-nanjo ny menaky ny ainy.

D.R

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici