- Publicité -
lundi, juillet 7, 2025
AccueilFaits-DiversBeanana-Maevatanàna : Nisitraka fotodrafitrasa vaovao ny CEG

Beanana-Maevatanàna : Nisitraka fotodrafitrasa vaovao ny CEG

Tontosa tamin’ny alakamisy faha 11 aprily 2024 teo, ny fitokanana fotodrafitrasa ahitana efitrano fianarana, izay natrehan’ireo olo-manan-kaja sy sivily, miaramila, ary ny solontenan’ny  » GESCOD », angady nanànana izao fotodrafitrasa izao. Nisitraka fotodrafitrasa vaovao ny kaominina ambanivohitra Beanana, ato anatin’ny disitrikan’i Maevatanàna, ka ahitana efitrano fianarana miisa roa (02), trano famakiam-boky, rano fisotro madio, herinaritra mandeha amin’ny herin’ny masoandro, ny ao amin’ny Ceg Beanana, Cisco Maevatanàna. Raha ny vaovao voaray sy hita hatrany dia ny vondrona Eropeana no mpamatsy ara-bola, izay tafiditra ao anatin’ny tetikasa  » Développement Inclusifs dans l’intercommunalité De Maevatanàna ( DIIMA). Fiaraha-miasa eo amin’ny OPCI volamena Maevatanàna sy ny GESCOD izany.

Ratantely

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici