- Publicité SW45 -
dimanche, mai 19, 2024
- Publicité -
AccueilFaits-DiversBehenjy : Hatolotra ny fampanoavana anio ilay namono vady

Behenjy : Hatolotra ny fampanoavana anio ilay namono vady

Nikatona omaly ny fanadihadiana nataon’ny zandary tao Behenjy mahakasika ilay rangahy nahafaty ny vadiny tamin’ny herinandro lasa teo. Anio no hatolotra ny fampanoavana ao Ambatolampy ny nahavanon-doza rehefa notazomina andro maromaro tao amin’ny biraon’ny zandary. Etsy ankilan’izay, mangataka ny hamindràna ny dosie aty an-drenivohitra ny fianakavian’ny maty raha araka ny fanazavan’izy ireo. Raha mba ny fanirian’izy ireo mantsy dia any amin’ny fonjan’i Tsiafahy no hitazomana ny nahavanon-doza, raha araka ny fanazavana hatrany.

D.R

- Publicité -
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici