- Publicité -
lundi, septembre 7, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversBemara-Maintirano : Doro tanety- May tanteraka ny « hotel Olym pe»

Bemara-Maintirano : Doro tanety- May tanteraka ny « hotel Olym pe»

May tanteraka ny “hotel olympe”.

Tsy fandriam-pahalemana, doro tanety, tsy voatanisa ny fahavoazana aterak’izany, na amin’ny lafiny sosialy na ara-toekarena. Andro vitsivitsy lasa izay, dia may vokatry ny doro tanety ny “Hotel Olympe”, trano fandraisam-bahiny lehibe iray ao Bemara. Vokatr’izany, fahavoazana lehibe no mahazo ny tompony. Tsy vitsy ireo mpiasa mamelona fianakaviana maro no very asa vokatr’izao hetraketraka ataon’ny olona tsy  mataho-tody izao. Hihena araka izany ihany koa ireo mpizaha tany vahiny na eto an-toerana. Tsy misy firy intsony ny fidiram-bola ho an’ireo mponina any an-toerana izay miainana ao anatin’ny fahasahirana lalim-paka.

Anastase

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici