- Publicité -
jeudi, mai 15, 2025

Betafo

Vono olona feno habibiana, fito mianadahy nadoboka am-ponja. Notapahan-tenda, norasarasaina ary notsatohina vy maranitra ny lohan’ireto mpivady, izay hita faty ny 7 martsa teo, tao Ankerakely Ambohitraivo. Nandray an-tanana ny raharaha ny zandary tany an-toerana ka sarona avokoa ireo nandray anjara tamin’izany vono olona izany. Fito ka lehilahy ny enina, izay nadoboka eny Tsiafahy ary vehivavy, notanana ao amin’ny fonjan’Antsirabe, taorian’ny fanolorana azy ireo teny anivon’ny Fampanoavana ny talata lasa teo.

Nangonin’i m.L

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici