- Publicité -
samedi, août 29, 2026
AccueilFaits-DiversBetsiboka : Liana amin’ny informatika ny tanora

Betsiboka : Liana amin’ny informatika ny tanora

Ny talem-paritry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa eto Betsiboka sy ny mpiara-miasa aminy no nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny fiofanana informatika maimaimpoana hita, eny amin’ny «  Lisea Teknika Maevatanàna, «   izay nanomboka tamin’ny andron’ny alatsinainy 24 aogositra taona 2026 teo iny. Mahatratra 60 mahery eo ho eo ireo tanora lahy sy vavy hanantanteraka izany mandritra ny roa na telo herinandro eo, saingy noho ny fampitaovana tsy mahenika ny hamaroan’ireo mpiofana informatika maimaimpoana no anton’izany. Tsy misy saran’ny fandoavam-bola, hoy ny Talem-paritry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa Betsiboka, Atoa Dimby Ranaivo ny fiofanana no ezahina hipaka ato anatin’ny faritra Betsiboka izany mba hafahan’ireo tanora hanamafy ny fahaiza-manaony, amin’ny Informatika. Azo antoka ihany koa ny mpampiofana Informatika, raha ny angom-baovao voray hatrany.

Ratantely

D.R

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici