- Publicité SW45 -
lundi, mai 27, 2024
- Publicité -
AccueilFaits-DiversBETSIBOKA : Napahafantatra ny fisiany aty an-toerana ny tetikasa CASEF

BETSIBOKA : Napahafantatra ny fisiany aty an-toerana ny tetikasa CASEF

Ny tetikasa CASEF dia programa iarahan’ny « Drection Gènèral des Service Foncière » amin’ny ministeran’ny fambolena sy fiompiana. Ampetraka mandritra ity volana Novambra ity ny ny tampany avaratry Madagasikara ka i Betsiboka no nitanerahina ny Alakamisy 24 Novambra lasa teo, tao amin’ny Espace Tina Maevatanàna. Tonga nandray anjara tamin’ny fametrahana izay tetikasa izay ireo olomboafidy, mpitondra aty an-toerana sy ireo rehetra voakasik’izany. Ny tanjona nampetraka dia fampiroboroboana sy fiahiana ary ny fananatany aty ifotony, ny fanamby ihany koa mba hatratrarana ny 183 000 ny «  Certificat Foncier » aty amin’ny tampany avaratra, ka ny 30.000 amin’io dia i Betsiboka. Homena fitaovana sy fanofanana ara-tekinika ireo kaominina nahazo ny tetikasa, tsy vitan’izany fa hisy koa ny fandraisan’ny ( INDDL) anjara amin’ny fampitombona ny traikefa hoan’ireo ben’ny tanàna ary ny  mpanolotsaina ary ny Agent fonciera. Marihina moa fa ny CASEF dia vatsiny ny Banky iraisam-pirenena ara-bola.

Ratantely

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici