- Publicité -
vendredi, juin 13, 2025
AccueilFaits-DiversBongatsara : Fatin-dehilahy efa simba nisy nahita

Bongatsara : Fatin-dehilahy efa simba nisy nahita

Omaly tolakandro no hitan’ny mpaka vilona ny faty iray ;izay efa simba. Nantsoina ny fokontany sy ny zandary izay namoaka ny razana niala teo an-toerana. Tombanana efa ho folo andro any raha kely ny nahafatesan’ilay olona, raha ny fijery voalohan’ny mpitandro ny filaminana. Tsy nisy nahafantarana azy intsony ilay vatana, raha araka ny fanampim-panazavana. Ny olona teo amin’ny manodidina izay nahita koa dia tsy nisy nahafantatra azy. Nisy fanadihadiana izay nosokafan’ny zandary miadidy iny toerana iny.

D.R

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici